Dikan'ny teny : ihany

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako. ? Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho. / Azonao ampijalina a-ho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina. ? Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao. Jar. Fotsiny, monja). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel