Dikan'ny teny : ilika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin'ny iliko havanana ato. 1 Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana. ? Fanomezantsiny ny sasany. 1 Ailika, voailika, ta-faillira f manilika, fanilika, mpanilika 1 anilihana, fanilihana f milika, filika, mpilika 1 ilihana,,filihana 1 mahilika 1 jlikilika. ? F-p.: Ili-kena na iliny:. ny hena amin'ilay faritra manaraka ny taola-mananetiny amin'ny omby. J Mandry ka: mandry ka ny takiba ilany no atao ambany. * Ohab.: Ny valala aza tsy azo raha tsy andriana ilika: tsy misy soa azo moramora na mafmaim-poana fa tsy maintsy isasarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel