Dikan'ny teny : ilo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Ilo-menaka a: Ilay menaka mitete mangirana sady mitsoriaka iny rehefa mandrasa omby matavy. • tao.: Haja amam-boninahitra izay tokony hotandrovina mandrakariva. - F.-p.: Mandraraka ilo mby an-doha: manary na mampietry ny voninahitry ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel