Dikan'ny teny : indrindra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Enti-milaza toetran'olona na toe-javatra faxa tampony na farany ambany miolotra amin'ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin'ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra. ? Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko. * Tsaxa, amin'ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel