Dikan'ny teny : indrisy

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko! Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa — indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana — ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambon y! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel