Dikan'ny teny : inona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mnt. sy s.mnt.: Entimanontany. 1) Inona mpamaritra anarana dia atao eo aorian'ny anarana ka entina milaza zavatra: Hena inona no hovidina? — nefa azo ilazana olona koa izy raha enti-manontany toetra: Olona inona iny niresaka taminao iny: mpiasa birao sa mpiasa tany? (olona iza no atao raha ny anarana mihitsy no anontaniana). 2) 1-nona mpisolo anarana koa dia enti-milaza zavatra: Inona no tianao, vomanga sa mangahazo? / Nihinana inona àry it? zaza it? izany? nefs, toy ny voalaza er? ambony, azo ilazana olona koa ny inona raha toetra no a nontaniana: Inona ianao, kristianina sa tsy mpino? - t.i.f: Maninona 1 mampaninona 1 mifaninona 1 mahainona 1 inoninona 1 ninoninona 1 tsinontsinona 1 ani-, nona 1 ohatrinona. - F.-p.: Inona aho no handeha eo: milaza fa tsy ho afaka handeha. j Inona fa tsy lama izy: enti-milaza fa lasa tokoa na tsy traira izy. I Inonao izy: manontany ny fatoram-pihavanana misy amin' olona roa tonta. / Na inona na inona: izay zavatra rehetra... Ahitsio
2 a: Fisotroana tangena. 1 t.i.f : Minona, finona, mpinona / inomana, finomana / mahainona 1 mampinona / fampinomana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel