Dikan'ny teny : iny

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr na s.mdr.: Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha tua-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan'ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel