Dikan'ny teny : ira

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin'ny fantaka. - t.i.f.: Aira, voaira 1 manira, fanira, mpanira 1 aniràna, faniràna 1 mifanira I mahira. Ahitsio
2 na Erà a.: Toerana avo iavian'ny rano amin'ny renirano (mifanohitra amin'ny a-va): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak'ondry, kanefa dia ilay zanak'ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano noso tro in y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel