Dikan'ny teny : ireroa

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin'ny an'ny ft. niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel