Dikan'ny teny : iretsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mdr. sy s. mdr.: Entimanondro zavatra na olona maro, avy amin'ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain'ny "9tsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel