Dikan'ny teny : irina

Hampiditra dikany vaovao
1 (iry) mt. ih. (irio): Tadiavina ho azo: Irin'ny olona rehetra ny ho tratra antitra ° sambatra. - F.-p.: Iri-mahory ohatra ny zaza maditra: enti-milaza zavatra notadiavina mafy ho azo, nefa nony azo nampitondm fahoriana. / Tapi-java-nirina: tsy manan-javatra tadiavina intsony fa efa ao anatin' ny fiadanana. !titra na Irotra a.: Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin'ny fasana vonjy maika eo akaikin'ny fasana lehibe: Mandevina amin'ny fasana an'iritra. - t.i.f.: Airitra, voairitra I maniritra, faniritra mpaniriira / aniritana, faniritana I iritriritra I aniritra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel