Dikan'ny teny : iry

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fitadiavana hanana. - t.i.f.: Irma, voairy / maniry, faniry, mpaniry / aniriana, faniriana I mahairy / iriniry. Ahitsio
2 p. mdr. sy s. mdr.: Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin'ir? tendrombohitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel