Dikan'ny teny : isitra

Hampiditra dikany vaovao
1 t.p.: Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza. 1 t.i.f.: Tafaisitra f misitra, fisitra, mpisitra / isirana, fisirana f mahaisitra 1 isitrisitra. Ahitsio
2 a.: Fandavana ny hadisoana amin'ny fanolahana a• zy amin'ny hafa. - t.i.f.: Manisitra, fanisitra, mpanisitra / anisirana, fanisirana J mahisitra f isitrisitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel