Dikan'ny teny : israelianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. israƩlien) a: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Israely: Mitokantokana tsy maro na-mana intsony ny Israelianina ankehitriny. 1 p. t.: Mikasika an'i Israely, an'i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel