Dikan'ny teny : isy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny fisiana (fampiasa taloha amin'ny fehezantenY toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). i tif: Aisy, asiana f fasiana, voaisy f faisy f manisy, fanisy, mpanisy I anisiana, fanisiana / misy, fisy, mpisy / isiana, fisiana, fisiavana f mampisy I mahisy. ΒΆ .M.h.: Tsy misy ivoasana, kapoka iray, katroka iray, lasitra iray, tsy misy fankaiza, navela tao. Ahitsio
2 t.p.: Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin'ny fikifihana sy fandavana): Isy! ahoana no hampidirako an'iny olona tsy valahara iny an-trano? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel