Dikan'ny teny : italianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. italien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina 1 p. t.: Momba an' i Italia, an'i Itaüa na avy any Italia: Tamin'ny taon-jato faha-XVI no niuelaran'ny zauakanto italianina indrindra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel