Dikan'ny teny : ito

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr.: Enti-manondro ny taons diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito. Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy arnin' ny "it?" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian'ny anarana kosa izy. Ahitsio
2 a.: Fisarahana, fahatapahana. é t.f. f.: Itosana, otosana, voaito 1 mandai, fanito, mpanito / anitoana, fanitoana 1 mahito 1 itoito 1 maito. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel