Dikan'ny teny : itsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy. / Omeo ahy itsy, ry Ikoto a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel