Dikan'ny teny : iva

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho. 1 h.o.: 1) reraka dia reraka: Efa iva ny ain'ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona in y. i Ivaina, aiva, voaiva f maniva, faniva, mpaniva 1 a• nivana, fanivana 1 miiva, füva 1 ivana, fivana f mahiva I ivaiva 1 manivaiva, fanivaiva, mpanivaiva f anivaivana, fanivaivana 1 fahivana, hahivana. - F-p.: Iva dia: (fiteny amin'ny biby) fohy bozenizeny. f lup ranjana: (fiteny amin'ny olona) fohy ranjo. ¶ M.h.: Fohy, botry, zeny, bozeny, kely, boteta, botetaka, Iva dia iva, misafosafo amin'ny tany, mirefarefa amin'ny tany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel