Dikan'ny teny : ivoho

Hampiditra dikany vaovao
1 (voho) p.mt sy ppk.: Andamosina, ambadika, tsy eo anatrehana: Mipetraha ianao eo ivoho. / Mandry iuohon'ny vato. - t.i.f : Manivoho, fanivoho, mpanivoho J anivohoana, fanivohoana. - F.-p.: Mandry iuohon'ny vato: enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin'ny v ar avar am -bato. J Masoivoho: solontena mahatapaka any amin'ny toerana hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel