Dikan'ny teny : izahay

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: Maiagasy izahay fa ianareo vazaha Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel