Dikan'ny teny : izao

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mdr. sy s.mdr.: Entimanondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan'ny olona izao, rankizy a Ny "izao" koa anefa dia mety hanankevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin'ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. - F,-p.: Toy izao: sahala amin'izao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel