Dikan'ny teny : izina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fanjombona, haizina. - t.i.f.: Izinina, voaizina / manizina, fanizina, mpanizina / anizinana, fanizinana / mifanizina / mahizina / maizina 1 haizina / hamaizinina 1 hamaizinana / manamaizina, fanamaizina, mpanamaizina / anamaizinana, f anamaizinana / mahamaizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel