Dikan'ny teny : jaba

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jabajaba p.t. sy mt. ih: Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy. 1 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. - t.i.f.: Jabaina / jabajaba / mijabajaba, fijabajaba, mpijabajaba / ijabajabana, fijabajabana / mahajabajaba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel