Dikan'ny teny : jabaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (jaba) mt.ih. (jabao) p. t.: Maizina dia maizina. ~ Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapafna: Jabao aloha sao midi-kizo ianao. 1 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan'ny miaramila namonjy ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel