Dikan'ny teny : jabo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lamba mandray roa fa rofia ny tenany ary vahantsoga ny fahany. * Ohab.: Mpivaro-jabo antsena ka samy mandoka ny azy ho fatratra: enti-milaza ny olona manao dokam-barotra izaitsizy ka samy manao izay ananany avy ho taira indrindra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel