Dikan'ny teny : jaboady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-biby dia mitovitovy amin'ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany. Ahitsio
2 karazam-biby mitovy habe amin'ny vatotra bitro, miloko mainty sy fotsy , mandefa fofona mahery hiarovany tena rehefa misy manafika. oh: ialahy ity tena jaboady mihintsy Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel