Dikan'ny teny : jabora

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tavin-kena ao anatin'ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaouan'ny Malagasy teo aloha labozia. ? h.i,: Tavy, menaka: Oadray ny hatavin'iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mande-ha izy. Ahitsio
2 a.: Karazana hala maitsomaitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel