Dikan'ny teny : jahatra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Jahana ft.: Niavian' ny Manjahatra na Manjahana: diso fanantenana, nanantena zavatra kanefa tsy nahazo; nanan-javatra nefs lasa foan-tanana. M.h.: Mangaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel