Dikan'ny teny : jaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Nofon-kenan'ny omby novonoina tamin'ny andro fandroana ka nifanateran'ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana. • Vola natao solon'izany. ? Fanomezana. - t.i.f.: Jakàna, ajaka 1 manjaka, fanjaka, mpanjaka / anjakana, fanjakana I mijaka, fijaka, mpijaka / ijakana, fijakana I mahajaka I jakajaka. ? F.-p.: Jakan'anabauy, jakan'anadahy: fanomezana ho an'ny anabavy, ho an'ny anadahy. / Jakam-behivavy: fanomezana atao amin'ny vehivavy iray tsy vady fa sakaiza. / Raha jaka dia jaka tokoa: teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin'ny hakelin'ny zavatra atolotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel