Dikan'ny teny : jakoko

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Jakoretra p.t.: La-sa eritreritra, lasam-binany, manjonitra, malahelo, mieripanahy. - t.i.f.: Mijakoko, mijakoretra, fijakoko, fijakoretra, mpijakoko, mpijakoretra / ijakokoana, ijakoretana, fijakokoana, fijakoretana / mahajakoko, mahajakoretra I iakokokoko,iakoredretra. Jakoretra,jer. Jakoko Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel