Dikan'ny teny : jamala

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy faharetana, tsy fahandrasana. - F.-p.: Mivoa-jamala: mise-ho ho maika izaitsizy, tsy mahandry, mitsanga-mitoetramiandry zavatra. Ahitsio
2 a., fitenim-paritra: rongony : mitroky jamala koa ingahy iny; Mifoka rongony koa iny bandy iny Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel