Dikan'ny teny : jamba

Hampiditra dikany vaovao
1 p.,t. sady a.: Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io. i t.i.f : Jambaina, hajambaina, voajamba / manajamba, fanajamba, mpanajamba I anajambana, fanajambana I mahajambal jambajambal hajamba, fahajamba, fahajambana, hajambana, fanjambana. - F.-p,: Jamba mitantana jamba: enti-milaza olona samy tsy mahay no mifanoro na mifampianatra: tsy misy soa ho azon'izy ireo na kely aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel