Dikan'ny teny : jambena

Hampiditra dikany vaovao
1 p, t.: Mipendrampendrana noho ny hazavana ma-mono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra. • h.o.: Azon'ny fahasahiranana mafy. - t.i.f.: Manjambena, f anjambena, mpanjambena / jambe-na. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel