Dikan'ny teny : jelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 Jelatra a.: Hazavana kely miserana, tselatr'afo mandeha haingana. - t.i.f.: Manjelatra, fanjelatra, mpanjelatra j anjelarana, fanjelarana j jelajelatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel