Dikan'ny teny : jemby

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza olona izay tsy mahita tsara ny masony fa safotry ny vovoka na ny setroka na ny hatezerana, vizana ny maso ka tsy mahita tsara, badenina, manjambenai Jembena j jembijemby / manjembijemby, fanjembinjemby, mpanjembijemby j mahajemby. ΒΆ M.h.: Jambena, jenjina, badenina, farina, safotra, tsy mahita izay ambonin'ny tany, tsy mahita ny atsimo sy avaratra, voan'ny tamberintany, mantsafofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel