Dikan'ny teny : jenjina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin'ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy. - t.i.f.: Jenjenana, voajenjina f manjenjina, fanjenjina, mpanjenjina I hajenjina, fahajenjina / anjenjenana. fanjenjenana 1 mahajenjina j fahajenjenana / jenjinjenjina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel