Dikan'ny teny : jeografia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. géographie) a.: Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amambikan'ny vohon'ny tany deografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan'ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny deografia mifandray amin'ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara•pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan'ny firenena samihafa (jeografia politika). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel