Dikan'ny teny : jihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan'ny fokonolona raha.tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena. ΒΆ M. h.: Dangy, jingy, fohatra. ? Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka alto ka nody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel