Dikan'ny teny : jiodo

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr• judo) a.: Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miomp ana amin'ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel