Dikan'ny teny : jirika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Jiolahy tafatambatra hamely sy handroba; dahalo. Ahitsio
2 a: Varotra: Nanao jirika olona ny taloha • Fivarotana entana antsinjarany hahazoan-tombony tsy aradalàna, na koa fividianana entana hakana tombony: Manao jirl-bary io lehilahy io. - t.i.f.: Jirihina, ajirika, voajirika 1 mijirika, fijirika, mpijirika / ijirihana, fijirihana / mahajirika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel