Dikan'ny teny : jobo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Kely vava fa hoboka aty: Satroka jobo. - F.-p.: Jobo (Java: olona kely vava. Ahitsio
2 p.t.: Mamon-divay na toaka: Jobo lava iny lehilahy iny ka tsy mahagaga raha maty an-tatatra. - t.i.f.: Joboina j manajobo, fanajobo, mpanajobo / anajoboana, fanajoboana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel