Dikan'ny teny : jojo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fisosana moramora misononoka; firotsahan'ny orana moramora eo ampovoan'ny andro tony tsy ampoizina hisy orana. - t.i.f.: Ajojo, tafajojo I mi-jojo, fijojo, mpijojo / ijojoana, fijojoana / jojojojo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel