Dikan'ny teny : jokoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (joko) mt. ih. (jokoy): Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:' Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo. ~ Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain'i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra. • Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin'ny sasany teto ny solomasoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel