Dikan'ny teny : jono

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hanina atao amin'ny fintana hamandrihana hazandrano. ? Zavatra entina mitarika biby na olona mbahiditra amin'ny toerana tiana hahazoana azy: Ny boky ratsy no jono entin'ny sasany hamerezana ny tanora ? Vokatry ny fakana biby na olona amin'ny famandrihana azy: Inona no jono azonareo? 1 Fitarihana na famandrihana biby na olona mba hahazoana azy: Atsaharo ny jono ny fanahin'ny ankizy madinika + t.i.f.: Jonoina, ajono, voajono / manjono, fanjono, mpanjono I anjonoana, fanjonoana I mahajono I jonojono. ¶ M.h.: Fandrika, fanangolena, fanojikojena, longoa mitoto-bozaka, fitaka — Mis), heuitra iraisana: tonta, vovo, harato, fintana, firombaka, tandroho, vela-pandrika, koromby, lontsomaka Ahitsio
2 (Br) a: Karazan-kazandrano madinika, boribory lavalava, mena ny tendrondrambony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel