Dikan'ny teny : jopelika

Hampiditra dikany vaovao
1 Jopelana, Jopiaka a: Hazavana mamiratra sy mitaratra; taratra mahajambena. 1 t. if : Manjopelaka, manjopelana, manjopiaka; fanjope• laka, fanjopelana, fanjopiaka 1 jopelapelaka, jopelapelana, jopiapiaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel