Dikan'ny teny : kabedy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny dridralava fananarana na fanakianana; fimenomenonana tsy misy farany. 6 t.if.: Kabedesina, voakabedy, tafakabedy 1 mikabedy, fikabedy, mpikabedy 1 ikabedena, ikabedesana, fikabedena, fikabedesana / mahakabedy Ikabedibedy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel