Dikan'ny teny : kabija

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Karazan-javamaniry ahazoana tavolo (Tacca pinnatifida char.). Ahitsio
2 Bijabija p.t.: Zazavavy kely manifinify sy maimaina; lavalava pintsampintsana ary madinika. Ahitsio
3 a: Anaran-kafa ilazana ny tavolo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel