Dikan'ny teny : kabinetra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. cabinet) a.: Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra. / Misy fivorian'ny kabinetra anio. Ahitsio
2 (angl. cabinet) a: Fitambaran'ny minisitra ao amin'ny fanjakana iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel