Dikan'ny teny : kabosa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno malagasy mitovitovy amin'ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel